nahoana kay - dama video free download


451,965
Duration: 04:14
Uploaded: 2012/09/09

children of madagascar and the beautiful song "Nahoana kay" sung by Dama

Comments

8 years ago

Galeola Veromanitra

Magnifique, j'm trop cette chanson.

9 years ago

Nancy Hefner

oh my gosh is so beatiful song i loved!!!

9 years ago

Landy Peeters

wouahouu, merci à Dama et merci pour cette joli partage ! 

9 years ago

RAZAFINDRAKOTO Ravo

tena potika tanteraka ny foko @ lay hira sy sary, hotahian'Andriamanitra anie ny ankizin'i Dago rehetra :)

9 years ago

Tiavina Ranaivo

Misaotra, ity ny valiny :-) Harena tsy vola | Dama Mahaleo

9 years ago

Don Damian

Merci, juste merci pour ce souvenir d'enfance :) perdu dans la vie londonienne le soir sur le toit je ferme les yeux et me laisse porter par la musique du pays de mon enfance !!! Juste merci..... :') 

9 years ago

Fetra Ny Aina

tiako loatra, mankasitraka e (y)

9 years ago

Renjikan Ten

mBOLA k7 no nankafizako an'ity hira ity voalohany rehefa tsy mahita tory dia ny melody an'io no averina ao an-tsaina. Misaotra Nizara e!!

9 years ago

Galeola Veromanitra

Ils sont trop mignons les enfants sur ces images.

10 years ago

iboniamasboniamanoro

mbola ho avy aho

10 years ago

Galeola Veromanitra

I love this song.

10 years ago

Andri

snif snif !

10 years ago

Andri

... satria variana miady sy miaro seza ny mpitondra anay, satria tsy vahoaka ny any ambanivolo amin'izy ireo.

10 years ago

youbulle

merci :)

10 years ago

youbulle

vo manomboka io hira io tonga d mahatsiaro an'ireo namana sy fianakaviana rehetra any an tanindrazana, indrindra ireo fianakaviana mipetraka any am banivohitra

10 years ago

Phoenicio ANDRIANAIVO

Ça c'est une video

10 years ago

youbulle

tsy misy fisaorana tompoko :)

11 years ago

KatolikaGasy

Misaotra betsaka ô!!

11 years ago

youbulle

Tsisy fisaorana o :) za ko nitady anio hira io fona farany nahazo mp3 d nde ataoko video eto am youtube wa fa to tsisy mintsy ! Ka faly aho ra nanampy !

11 years ago

Billy Cosm

Ela izay nitadiavako an'ity hira ity fa dia izao izy voa hitako :) Misaotra betsaka e ... kanto manga tokoa ...

Related Videos