Iarivo mahazatra - Erick Manana sy Jenny Fuhr.wmv video free download


77,398
Duration: 04:45
Uploaded: 2013/01/02

Fampisehoana teto Strasbourg tamin'ny novambra 2012.Isaorana manokana eto i Rivo mivady sy ny GAEL teo amin'ny fikarakarana.

Hahatsiarovana ilay Iarivo mahazatra tokoa.

I

Comments

7 years ago

Freddy Rasamison

Feheziko ny an'ny hafa fa tena handrianiko tanteraka ny maha-Malagasy ahy. Mahafinaritra e

7 years ago

Jeanine Ramilson

hafa kely izany hira izany!

7 years ago

Jeanne Gandon

Tena tsara daholo ny hira nareo ry Jenny sy Eric Manana, fa mba asio cassette, DVD, Disques aty à Caen Calvados e e e ! De misaotra betsaka anareo eee.

8 years ago

Rabehasimbola Toky

tena tsara lotra akia Jeny ah!sehr gut☺ ich gratuliere dich☺

8 years ago

Rabehasimbola Toky

tena tsara lotra akia Jeny ah!sehr gut☺ ich gratuliere dich☺

8 years ago

V.M.S. Rakotomanga

miandry anareo ny eto Lille

8 years ago

Sahondra Rey-Vignau

miandry anareo bordeaux e!

8 years ago

Sahondra Rey-Vignau

tena lavitra iarivo....

8 years ago

Mike Rubech RAKOTOARIMANANA

Jenny Echt..... du sprichst gerne madagasich ..... Mafinaritra be mhts n mahen azy... an zay iarivo ts foitsik zay eee....

8 years ago

Tahiana Arison

Ra Casy no mikoriana ao anatin'i JENNY

8 years ago

Laurent RANDRIHASIPARA

Manja é

8 years ago

Roland Kapp

et oui je les vois dés qu'ils viennent à Strasbourg et c'est toujours aussi génial ... Jenny c'est " passion MADA " !

8 years ago

Zo Andrianaivonjato

Manandratra ny zavakanto malagasy tokoa ianareo !

8 years ago

Jean russel RATEFINANAHARY

MANPATSIARO NY ANY TANATANA LE HIRA MAHONENA BE AFAHAFA I ZANY

8 years ago

Rabe Ngodona

Mbola firy no mahay izany hira izany ankoatra an'i Jenny Fuhr?

9 years ago

Kalofahiny

Te hanolotra pao-tsatroka ho an'i Thérack Ramamonjisoa, (izay dadaben'i Lalao Rabeson ihany koa) amin'ny famoronana an'itony "hira klasika" malagasy itony

9 years ago

Mikea Tsimba

good !! Jenny is beautiful and intelligent, she is a reincarnation ! thumbs up

10 years ago

Radison Celestin

Beautiful interpretation

10 years ago

Sata RAKOUTH

Tena tsara nama zany vazo zany a

Related Videos